• Talata 12 Novambra 2013
Raiamandreny ara-drazana Malagasy Mahatsiaro ho very hasina eo anivon’ny fiarahamonina

Marary ny tany, marary ny Malagasy ! Izay no azo ambara mikasika ny eto amin’ny firenena ankehitriny, hoy ry zareo Raiamandreny ara-drazana malagasy, teo am-panombohana ny famakiana ny fehin-kevitry ny Filankevi-pirenena nataon’izy ireo teny amin’ny Cenacle an-dry Masera teny Ambohipo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2013
Ampasimbe Manantsatrana
“Requin” nankarary vahoaka, vehivavy iray no maty

Zava-doza no nahazo ireto Fokonolona tao amin’ny Fokontany Mahasoa, Kaominina Ampasimbe Manantsatrana, Distrikan’i Fenoarivo Atsinanana ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2013
Fitohanan’ny fiara eto Iarivo
Sao dia tokony homena 7 miliara koa ny «police de la route»

Tsy misy izay tsy mikaikaika ny mpampiasa fiara sy mpandeha amin’ny zotra isan-tsokajiny eto an-drenivohitr’i Madagasikara noho ny fitohanan’ny fifamoivoizana tsy roa aman-tany miseho maraina antoandro hariva amin’ny lalana rehetra eto an-tanàna na ny any Avaratra, na ny Atsimo, na ny Andrefana ka hatrany Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2013
Ambodisaina Ivondro
Hifanome tanana ny Mainland sy ny Fokonolona

Nidina ifotony tao amin’ny Fokontany Ambodisaina Ivondro, Toamasina II ny filoha tale jeneralin’ny orinasa Mainland Mining Atoa Georges Lu ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Novambra 2013
Antsirabe Renivohitra
Mirongatra ny vaky trano

Mirongatra ny vaky trano ao an-drenivohitr’i Vakinankaratra, indrindra fa taorian’ny fiafaran’ny fampielezan-kevitra ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT