- Sabotsy 16 Novambra 2013
Hetsika iraisam-pirenena momba ny taotrano
Andiany faha-15 tena miavaka
Tena miavaka tokoa ny andiany faha-15 amin’ny fampisehoana iraisam-pirenena momba ny trano fonenana izay nanomboka ny alakamisy 14 ary hifarana rahampitso alahady 17 novambra 2013 eny amin’ny tany malalaka fandraisana fampirantiana Forello Expo Tanjombato.
Hamaky ny tohiny