Solika

> Niaka-bidy avokoa


  • Sabotsy 16 Novambra 2013


Niakatra nanomboka omaly indray ny vidin’ireo karazan-tsolika eny amin’ireo toeram-pamatsiana. Araka ny fanampim-baovao azo teny amin’ny OMH dia lasa 3.470 Ariary ny lasantsy tsy misy plomb 95 raha 3.370 ariary teo aloha. Nitombo 70 ariary ny sandan’ny gazoala ka lasa 2.800 Ariary ankehitriny. 2.280 Ariary kosa no vidin’ny solika fandrehitra vaovao raha 2.150 ariary teo aloha.

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT