Lala tarika Njava

> Tapa-kevitra hiaro ny natiora


  • Sabotsy 16 Novambra 2013


Mpanakanto manana ny lazany erantany i Lala avy amin’ny tarika Njava. Tsy manadino ny firenena niaviany anefa ny tenany na dia monina any dilambato aza. Eo anatrehan’ny fahapotehan’ny tontolo iainana miseho eto Madagasikara dia nanapa-kevitra ny tenany fa atolony hanohanana ny fambolen-kazo sahanin’ny fikambanana “Graine de vie” ny ampahany amin’ny vidin’ny rakikirany "Malagasy Blues Song”. Efa mahatratra iray tapitrisa fototra moa ny hazo novolen’ity fikambanana ity tany atsinanan’ny Nosy ka mendrika hotohanana. Manome asa ny mponina koa izy amin’io asa io.

 Yves

Lala Njava

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT