- Alakamisy 21 Novambra 2013
Rakotoarison Gilbert (Mr Basile)
Haverina ho Kaominina mahaleotena Ambohimanarina
Manankarena mahantra no azo ilazana an’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, hoy Atoa Rakotoarison Gilbert fantatry ny maro amin’ny hoe Mr Basile izay mpanabe nitaiza zaza maro tao amin’ity toerana ity nandritra ny taona maro.
Hamaky ny tohiny