Rakotoarison Gilbert (Mr Basile)

> Haverina ho Kaominina mahaleotena Ambohimanarina


  • Alakamisy 21 Novambra 2013

Manankarena mahantra no azo ilazana an’Ambohimanarina Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, hoy Atoa Rakotoarison Gilbert fantatry ny maro amin’ny hoe Mr Basile izay mpanabe nitaiza zaza maro tao amin’ity toerana ity nandritra ny taona maro.

Manankarena izy raha tarafina amin’ireo orinasa maro mijoalajoala miainga eny amin’iny Vahilavan’Ambohimanarina iny mandra-pahatonga any Ambatolampy faritra farany avaratra aminy. Mahantra koa anefa satria toa tompony mangataka atiny amin’ireo tany bodoin’ny olona, indrindra ireo vahiny nefa tsy mba misy mpiaro akory amin’izany. Mahatsiaro manana andraikitra ny tena manoloana izany, hoy ramose Basile anisan’ireo kandidà solombavambahoaka ao amin’ity Boriborintany ity, ka vonona hijoro hitondra ny hetahetan’ny vahoaka sy hanara-maso ny asan’ireo mpanatanteraka. Maro dia maro ireo vahoaka efa tafaresaka tamin’ny tena, hoy izy, ary iombonan-kevitra amin’izy ireo ny hetaheta hamerenana ho Kaominina mahaleotena toy ny tany aloha tany an’Ambohimanarina.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT