• Alatsinainy 25 Novambra 2013
Fikambanana Alaotra Miray Hina
Vary sy rano amin’ny vahoakan’Ambatondrazaka

“Mitabe tsy lanin’ny mamba”, “Tondro tokana tsy mahazo hao”, “Izay mitambatra vato, izay misaraka fasika”, “Akanga maro tsy vakin’amboa”, ohabolan-drazana tena harena sady lova nefa zary angoa-tenda tsy nampiharina, tsy iainana eo anivon’ny fiarahamonina intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Hanta Ramakavelo
Fahalalana manita-tsaina no ilaina

Hanova ny toe-tsaina no tanjona tamin’ny resaka nifanaovana tamin-dramatoa Hanta Ramakavelo. Betsaka no manampahaizana fa sarotra tadiavina ireo mahay ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Kandida depiote ao Toamasina
Nisy namaky ny tranony, lasa avokoa ny entana rehetra

Kandida iray hirotsaka ho solombavambahoaka ao Toamasina I avy amin’ny fikambanana VITAL fampandrosoana, no niharan’ny fandrobana sy halatra ny tranony ao Tanamakoa raha iny lasa nivavaka iny izy mianakavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Raharimanarivo Voahangy
Tsara tso-dranon’i Dada hitondra ny faneva eny Atsimondrano

Taorian’ny nivoahan’ny voka-pifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany ny faran’ny herinandro lasa teo, dia efa eo an-dalam-panomanana ny paik’ady rehetra hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa izay hiara-dalana amin’ny fifidianana solombavambahoaka tanteraka ny ankolafy Marc Ravalomanana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT