- Alatsinainy 02 Desambra 2013
Dr Robinson Jean Louis
Hanatsara ny fahasalamam-bahoaka
Nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena momba ny SIDA omaly alahady 1 desambra no nanambaran’ny Dr Robinson Jean Louis fa nitotongana ny lafiny ara-pahasalamana nandritra ny fitondrana tetezamita.
Hamaky ny tohiny