- Talata 03 Desambra 2013
Rtoa Mahasahy Lala Chantal
“90 andro dia ho hitan’i Toamasina fa misy depiote eto”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Vao manomboka ny volana desambra dia mavaivay ihany koa ny fitohanan’ny fifamoivoizana mihazo ny afovoan-tanàna eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyNy fanovana tanteraka ny fiainan’ireo olona sahirana ara-pivelomana no tanjon’ny fikambanana Akamasoa tantanin’ny Mompera Pedro.
Hamaky ny tohinyMiha mazava izao ny momba ireo andian’olona naka an-keriny an’ilay mpandraharaha Karana antsoina hoe Moustafa roa herinandro lasa izay raha iny izy namonjy fodiana ka niditra ny garaziny iny tao Ampasimazava.
Hamaky ny tohinyNamory mpanao gazety ny fikambanana “Maherifon’ny firenena” ny sabotsy lasa teo namotsipotsirany ireo tsy fanarahan-dalàna ataon’ity fitondrana tetezamita tarihin’i Andry Rajoelina ity.
Hamaky ny tohiny