Rtoa Mahasahy Lala Chantal

> “90 andro dia ho hitan’i Toamasina fa misy depiote eto”


  • Talata 03 Desambra 2013


Ny fidinana ifotony mihaona mivantana amin’ny olona isan-tokantrano, eny an-dalambe no teti-panorona entin’ny kandida depioten’ny ankolafy Ravalomanana ao Toamasina tarihan-dRtoa Mahasahy Lala Chantal andreseny lahatra sy anentanany ny olona hifidy azy. Ambarany fa “90 andro dia ho hitanareo vahoaka fa misy depiote marina eto Toamasina. Marina fa mpanao sy mpamolavola ary mpandany lalàna ny solombavambahoaka, nefa tsy hitazam-potsiny koa ny sosialim-bahoaka, izay tsy maintsy andraisana andraikitra satria volam-bahoaka no miasa”. Manentana ny mpifidy mihaona isam-pokontany amin’izy ireo, ny fandatsahana ny vato ho an’ny kandida ho filoham-pirenena tohanan’ny ankolafy Ravalomanana Dr Robinson.

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT