- Talata 10 Desambra 2013
Fanafihana mitam-basy
Mpivarotra voaroba teo am-pivoahana ny tranony
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Misy trangan’aretina pesta ao amin’ny Fokontany Ambodiriana, Kaominina Ambodiampana sy amin’ny tanànan’Ambahoabe samy any Soanierana Ivongo.
Hamaky ny tohiny«Mila olona tena tia tanindrazana ny firenentsika satria tsy matoky intsony ireo mpanao politika politisianina ny vahoaka tototry ny ronono an-tavy sy fampantenana poakaty nampahantra azy foana hatramin’izay, ka izany no antony nilatsahako hofidina solombavambahoaka aty amin’ny Distrikan’i Toliara II», hoy ny kandidà tsy miankina, Rekany Mahajoro, laharana fahadimy, amin’ny biletà tokana ny 20 desambra izao, raha nihaona tamin’ny mpanao gazety tany Toliara, omaly.
Hamaky ny tohinyNy ankamaroan’ireo kandida tsy miankina dia mitonona ho mpanohana an’ny kandida Dr Robinson Jean Louis avokoa amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny