Soanierana Ivongo

> Olona 10 matin’ny pesta, maro ny marary


  • Talata 10 Desambra 2013

Misy trangan’aretina pesta ao amin’ny Fokontany Ambodiriana, Kaominina Ambodiampana sy amin’ny tanŕnan’Ambahoabe samy any Soanierana Ivongo.

Raha ny angom-baovao dia 10 ireo efa maty ao amin’ireo Fokontany voalaza ireo ary maro no marary. Olona avy any Mandritsara izay efa ahitana pesta no narary tsy hain’ny mponina noho ilay aretina vaovao amin’izy ireo ka noheverina fa aretina “hafahafa” fotsiny. Taorian’ny fandevenana ity olona maty ity dia niparitaka tamin’ireo avy nandevina ny aretina ka izao nahavoa ny iray tanàna izao. Efa nidina nijery akaiky ny zava-misy  any an-toerana ny dokotera avy ao Soanierana Ivongo sady mamonjy ireo tsy mbola marary no mitsabo ireo efa voa. Atahorana hiparitahan’ny pesta koa any Mananara Avaratra sy Maroantsetra noho ireo Distrika ireo mifanakaiky amin’ny Distrikan’i Mandritsara.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT