Fanafihana mitam-basy

> Mpivarotra voaroba teo am-pivoahana ny tranony


  • Talata 10 Desambra 2013


Sahy mihantsy mpitandro ny filaminana ireo jiolahy ao Toamasina amin’izao. Omaly misandratr’andro izao dia mpivarotra iray tao Tanambao V indray no lasibatra. Iny izy teo am-pivoahana ny vavahady hividy entana iny indrindra ity mpivarotra ity no nambanan’ireo jiolahy roa basy ka lasa tamin’izany ny vola sy ny moto neny iny. Nisy mpandalo nahita saingy nihevitra fa olona niresaka tamin’ilay mpivarotra ireo jiolahy roalahy. Ilay tovolahy nigogogogo nitomany noho ny tahotra sy ny volany ary ny môtôny very, vao tonga saina ny manodidina fa hay jiolahy ireto roa lahy. Niezaka nanara-dia ihany ireto mpivarotra saingy efa tsy hita ireto jiolahy.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT