4x4 miisa 350 an’i Camille Vital

> Tsy anisan’ireo hatao lavanty ao amin’ny Port


  • Alatsinainy 09 Desambra 2013


Raikitra indray ny fanaovana lavanty ireo entana tsy nalain’ny tompony ka manery toerana ao amin’ny seranantsambon’i Toamasina, ka amin’ny 11 desambra izao no voatondro hanatanterahana azy. Raha ny hita eo anivon’ny tranonkalam-pifandraisan’ny vaditany sy mpanao lavanty Me Rasamimaka Mahefalahy, “www.rasamimaka.com”, dia miisa 77 ireo entana voafantina hatao lavanty ka fiara sy “engins” ny 39 amin’ireo raha entana anaty kaontenera ahitana vary, siramamy, sira, kodiarana sy kojakojam-piarakodia samy hafa ny 61. Nomarihan’ny Me Rasamimaka fa tsy voakasik’ity lavanty ity ireo fiara tsy mataho-dalana miisa 350 nohafaran’ny orinasa “Pirbay Trading” izay nambara ombieny fa saika hampiasain’ny kandida Camille Vital tamin’ny fifidianana ho filoham-pirenena fihodinana voalohany.
Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT