- Alarobia 11 Desambra 2013
FFM
Fakan-tahaka i Mandela
Hamaky ny tohiny
Tovolahy iray tokony hatao raharaha amin’ny sabotsy ho avy izao no niharan’ny herisetra, nanaovana angaredona teny Ambohimanarina omaly maraina. Efa ny alahady nandritra ny fametahana afisy no efa nanomboka ny lonilony teo amin’ny samy mpanohana kandida eny amin’ny Boriborintany faha-6 eny.
Hamaky ny tohinyTsy miandry ny maha tomponandraikitra ny asa fampandrosoana. Na dia mbola olom-pirenena tsotra aza ny kandida solombavambahoaka tsy miankina Marolleau Alberto mifaninana ao amin’ny Boriborintany voalohany dia tsy miraviravy tanana eo anatrehan’ny fahasahiranan’ny mponina.
Hamaky ny tohinyDokotera Elie amin’ilay «oui» ! Hampandroso an’Ambatondrazaka miaraka amin’i Robinson Jean Louis no feo manakoako amin’ireo toerana hanaovan’ny kandida dokotera Rasoanaivo Elie fampielezan-kevitra ho amin’ny fifidianana solombavambahoaka sy filoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny