• Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Minisitra Manoro Régis
Niloa-bava fa tena ilaina ny mpampianatra mpanabe

Niaiky imasom-bahoaka tamin’ny lahateny nataony nandritra ny fankalazana ny andro erantanin’ny mpampianatra mpanabe teny amin’ny Kaominina Ambatomanga ny sabotsy lasa teo ny Minisitry ny fanabeazana Manoro Régis fa tena ilaina sady manana ny toerany amin’ny fampandrosoana ny mpanabe.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
Marc Ravalomanana
Namoy an’i Bebe Razay rafozam-baviny

Nodimandry omaly tamin’ny fiandohan’ny tolakandro teo amin’ny faha-83 taonany Ramatoa Razaiarivelo Hermine na i Bebe Razay araka ny ahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Oktobra 2013
ENS Ampefiloha
Nitokona nanomboka omaly

Taorian’ny fivoriana izay notanterahan’ireo mpianatra ao amin’ny Ecole Normale Supérieure eny Ampefiloha ny alarobia 02 oktobra 2013 teo, dia nanapa-kevitra ny hiroso amin’ny fitokonana tsy misy fetra ihany koa izy ireo nanomboka omaly zoma 04 oktobra 2013 teny amin’ny faritr’Ampefiloha sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT