Distrika Marovoay

> Nisy nanodinkodina ny PV ?


  • Alatsinainy 23 Desambra 2013


Misavorovoro ny mponina ao Marovoay taorian’ny zava-nitranga ny sabotsy 21 desambra teo, amin’ny fanangonana voka-pifidianana. Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana dia andrasana tokony ho tamin’ny 4 ora tolakandro ny fahatongavan’ny baka nitondra ny voka-pifidianana avy any amin’ny Kaominina Manaratsandry. Somary nisy fahatarany ny fahatogavana. Nony tonga indray anefa dia nisy naka avy hatrany fa hoe “misy mitady hanafika”. Nampiahiahy ny olona teo anefa ny fihetsik’ireo andian’olona naka ilay fitanana an-tsoratry ny voka-pifidianana filoham-pirenena sy solombavam-bahoaka sy ny fitaovana niaraka taminy, ka nisy ny fanarahan-dia. Re mantsy fa mbola nentina niditra tamina trano samihafa ny voka-pifidianana k nanomboka teo ny savorovoro izay nisiana poa-basy mihitsy ny sabotsy teo ary tsy mbola milamina hatry ny omaly.

 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT