• Talata 08 Oktobra 2013
Ankadilalampotsy
Raim-pianakaviana maty nianjeran'ny trano, may ny classic real stone

Tsy tonga tany amin'ny hopitaly akory dia maty i Jean kely, mpanamboatra trano, noho ny ratra nahazo azy omaly maraina tokony ho tamin'ny 8ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2013
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Fampielezan-kevitra
Mipetraka eny rehetra eny ireo afisin'ny kandida

Manjaka ny gaboraraka ary tsy hita intsony ny fampiharana ny lalàna fa zatra fiainana mandeha ho azy tamin’ity fampielezan-kevitra indray mitoraka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013
Randrianarimalala Julien
Mbola miantso ny hisin’ny fampihavanana hatrany

“Ity fifidianana filoham-pirenena teren-ko masaka toa voalobo-jaza ity dia tsy hitondra fitoniana eto amin’ny firenena satria tsy voahaja ny tondrozotra, sady tsy hangarahara no tsy halalaka ary tsy ho demokratika, ka ahiana hitondra ny firenena any amin’ny fahasahiranana indray”.

Hamaky ny tohiny
FTT