Actualités

TAPATAPANY


  • Talata 24 Desambra 2013


«Vonona amin’ny fifanomezan-tanana, fiaraha-miasa, fifanampian’ny rehetra na ireo mpifaninana tamiko aho», hoy i Dr Ndahimananjara Johanita omaly. Nampiany fa tsy hivadika tamin’ny toky sy velirano nataony ary teny nifanomezany tamin’ny vahoaka izy. Mitarika vonjimaika amin’ny voka-pifidianana depiote ao Toamasina I i Dr Ndahimananjara Johanita.

Misy fipoahan-javatra mampihovitrovitra trano fonenana any Berentsina, Kaominina Ambararata, Distrikan’i Befandriana Avaratra. Nanomboka tamin’ny 20 desambra, ny androm-pifidianana no nandrenesan’ny olona azy ary mateti-piavy, mahatratra in-28 ao anatin’ny iray andro. Matahotra ny mponina ary nisy ireo tapa-kevitra ny handao ny toeram-ponenany mihitsy.

Nitrangana savorovoro tany Vohipeno. Misy kandida depiote mitaky ny hanakatonana ny biraon’ny vaomiera mpanisa vato na SRMV ao an-toerana.

Rakoutou

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT