Tôlagnaro

> Niverina indray ny trafika “bois de rose”


  • Talata 24 Desambra 2013


 

Mirongatra indray ny trafika andramena amin’iny tapan’ny avaratry ny Distrikan’i Tôlagnaro iny tato ho ato, indrindra fa nandritra ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa sy solombavam-bahoaka. Manomboka ao Kaominina Iaboakoho, mandalo an’i Manambato mipaka hatrany Manantenina. Araka ny loharanom-baovao dia misy sambo kely vitsivitsy mijanona manakaiky ny moron-dranomasina mitatitra ireo bolabola ireo. Noho ireo mpitandron’ny filaminana raikitra tamin’ny fitandroana ny filaminana nandritra ny fifidianana ny 20 desambra teo no nohararaotin’ireo zatra ny lalan-dririnina nitatitra ireo bolabola.

 

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT