Fanafihana mitam-basy

> Lasibatra indray ny La Hutte Canadienne


  • Alatsinainy 23 Desambra 2013


Ny sabotsy teo tokony tamin’ny 11ora atoandro, dia notafihin’ny andian-jiolahy mitam-piadiana ny tranombarotra “La Hutte Canadienne” ao Tanambao V Toamasina. Tsy fantatra mazava ny tontalin’ny vola lasa nanditra izany, fa nifanojo tamin’ny fotoana nahatongavan’ny entana avy aty Anatananarivo no nitranga ny  fanafihana. Araka ny fanazavana azo tamin’ireo mpitandro ny filaminana dia efa fanindroany niharan’ny fanafihana tahaka izao ity tranombarotra ity, ary raha ny fanazavana azo dia nitovy tamin’ny fomba nataon’ireo jiolahy teo aloha nandrava tao ihany ny nataon’ireo jiolahy nanafika tamin’io sabotsy io. Isan’izany ny fitondrana ny moto scooter sy basy PA sy Kalaky. Milaza ny tsy handefitra amin’izany ny mpitandro ny filaminana ka ho hita eo ny tohiny.

 

Rakoutou

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT