• Zoma 27 Desambra 2013
Ankarimbelo Ikongo
Nitrangana hala-bato tamin’ny fifidianana solombavam-bahoaka

Saika manerana ny Nosy mihitsy ankehitriny no ahenoana fitarainana noho ny resaka hala-bato sy fikasana hanao hosoka tamin’ny valim-pifidianana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Ankon’ny fetin’ny Krismasy
Betsaka ny lozam-pifamoivoizana, gaboraraka ny fivarotan-toaka

Tsy nahasarika olona tahaka ny isan-taona ny fiatrehana ny misasak’alin’ny Noely noho ny resaka tsy filaminana ao Toamasina, na niezaka naka mpiambina manokana avokoa aza ny ankamaroan’ireo fiangonana mba hiambina ireo fananan’ny mpino.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Hala-bato tao Antsirabe
Tezitra ka mitady hitroatra ny Vahoaka

Nanamafy ny fisian’ny hala-bato tamin’ny fifidianana solombavam-bahoaka tao Antsirabe I ny kandidan’ny ankolafy Ravalomanana Michel Ambalavato ary nampiseho ireo porofo tany aminy tamin’ny mpanao gazety teto Iarivo omaly mialohan’ny hanaterany ny fitoriany eny anivon’ny CES sy ny CENI-T.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Distrika Ambatondrazaka
Birao fandatsaham-bato 32 amin’ny 207 nisy olana ny PV

Fanahiniana sa tsy fahaizana mifehy ny fifidianana no nahatonga ny taratasim-pifidianana (PV) tamin’ny birao fandatsaham-bato miisa 32 ho tsy tomombana tany amin’ny Distrika Ambatondrazaka? Miseho amin’ny endrika samihafa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Desambra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT