• Sabotsy 12 Oktobra 2013
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2013
Fikirakirana ny voka-pifidianana
Tsy misy resaka mihitsy

Dingana telo lehibe mifampiankina tanteraka amin’ny fisorohana ny korontana eo amin’ny firenena ny fanarahana an-tsakany sy an-davany ireo fepetra tokony hohajaina mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2013
Mpandraharaha iharan’ny antsojay
Ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana an-tanindrazana no fanafody

Tahaka ny nahazo ireo mpiasan’ny orinasa afakaba nikatona vokatry ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009 dia niharan’ny fahavoazana lehibe koa ireo mpandraharaha mpanao lalana, trano ... anisan’izany Rtoa Ranaivosoa Voahirana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2013
Mpiaro ny zon’olombelona
Manameloka ny vono olona tany Nosy-Be

10 oktobra, andro iraisam-pirenena iadiana amin’ny fanamelohana ho faty. Nanararaotra ity andro omaly ity ny fikambanana ACAT, mpiaro ny zon’olombelona hanaovana antso avo amin’ny mpitondra hanafoana ny fanamelohana ho faty ao amin’ny fehezan-dalàna famaizana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2013
Rarivoarison Frédéric
“Tsy ity fifidianana ity velively no hampifarana ny krizy”

Rarivoarison Frédéric, Mpandrindram-paritra MFM Vakinankaratra sady Kandidà Solombavambahoaka ao Antsirabe I no vahinin’ny Sokela anio. Tsy ity fifidianana ity velively no hampifarana ny krizy, hoy izy, fa mbola hitohy ny tolona.

Hamaky ny tohiny
FTT