Andry Rajoelina

> Hitokana faramparany ireo «manarapenitra»


  • Sabotsy 28 Desambra 2013


Hanapoaka faramparany ! Miketrika mafy ny fomba hatao mba hanasongadinana an’i Andry Rajoelina mialoha ny handaozany ny fitondrana ireo mpiara-miasa akaiky aminy. Raha ny resaka mandeha hatreto dia hihazakazahana hotokanana avokoa ireo asa “manarapenitra” natao tato anatin’ny tetezamita, anisan’izany ny hopitaly etsy Andohatapenaka sy ny ao Manakara ary Morondava. Raha ny fiomanana dia hatao manetriketrika ny fitokanana hisehoana fa nahavita zavatra ny tetezamita, mba tsy hanadinoana an’i Andry Rajoelina rahampitso (?) Efa miomana ho amin’izany fitokanana izany ry zareo ao amin’ny ministeran’ny fahasalamana ankehitriny.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT