- Alatsinainy 06 Janoary 2014
Actualités.Tapatapany
Hamaky ny tohiny
Manomboka mandrangitra adim-poko indray ny mpanao politika voakarama ankehitriny, hoy Atoa Fidison mpitondra tenin’ny antoko Green Gasikara manoloana ny zava-misy iainan’ny firenena.
Hamaky ny tohinyMaro ireo mpandinika milaza fa antony iray tena goavana mampikorontana firenena ny fisian’ny solika ao aminy. Asa izay tena fahamarinan’izay aloha fa ny fahasahiranana ara-tsosialy miaraka amin’ny krizy ara-toekarena sy ny disadisa politika lalovan’i Madagasikara tao anatin’ny fotoana maharitra dia mety manaporofo izany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Samy nampanakoako ny tsy fanekena ny voka-pifidianana vonjimaika navoakan’ny CENI-T avokoa ireo mpitarika nandray fitenenana tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly ary naneho fahavononana avokoa amin’ny hihetsehana amin’izay.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny