Me Rasamimaka Mahefalahy

> Mila miasa isika mpomba ny kandidŕ Robinson


  • Sabotsy 04 Janoary 2014


Aleo mangina, hoy ny Me Rasamimaka Mahefalahy avy amin’ny ankolafy Ravalomanana avy any Toamasina, raha ny mikasika an’iny voka-pifidianana navoakan’ny CENI-T ny 3 janoary iny no asian-teny. Aleo mangina fa tsy iny no tena zava-misy marina. Ny olana izao, hoy izy, dia ny hoe ahoana no hanaporofoana marina fa tena tsy izy iny ? Mila miasa isika mpomba ny kandidà Robinson Jean Louis sy ny filoha Marc Ravalomanana fa ampy izay ny kobaka am-bava sy ny kabary ambony vavahady, hoy izy, fa ry zareo dia tena niasa tokoa. Arovy ny safidinao ka mitsangana.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT