• Talata 07 Janoary 2014
Alatsinainy Mainty
Niaina toy ny andavanandro Antananarivo

Nandeha be ny tsaho fa nisy nikotrika hanao toy ilay “Alatsinainy Mainty” izay nataon’ireo mpanongam-panjakana tamin’ny taona 2009 indray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2014
Antenimieram-pirenena vaovao
Miandrandra vahaolana aminy ny Vahoaka

Azo lazaina fa takon’ny fifidianana filoham-pirenena ny fifidianana solombavambahoaka izay niarahana notanterahana ny zoma 20 desambra 2013 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2014
Fanolanana tambabe
Zanaka kaomisera naolana zanaka kolonely sy ireo namany

Nitrangana fanolanana tambabe tao Barikadimy ny 31 desambra 2013 teo, nandritra ny fiandrasana ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2014
Taom-pianarana 2013-3014
Haharitra 15 herinandro ny telovolana faharoa

Niverina an-tsekoly nanomboka omaly alatsinainy 06 janoary 2014 ny ankamaroan’ireo mpianatra malagasy manerana ny Nosy hiatrika ny telovolana faharoa amin’ity taom-pianarana 2013-2014 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT