Alatsinainy Mainty

> Niaina toy ny andavanandro Antananarivo


  • Talata 07 Janoary 2014

Nandeha be ny tsaho fa nisy nikotrika hanao toy ilay “Alatsinainy Mainty” izay nataon’ireo mpanongam-panjakana tamin’ny taona 2009 indray omaly.

Anisan’ny nokendrena sy lasibatra voalohany tamin’izany ny Discount Store Saturne etsy Soarano izay an-dRandriamampionona Martin na Dadafara, kandida nilatsaka hofidiana ho filoham-pirenena tamin’ny fihodinana voalohany ka lasa nanohana an’i Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fihodinana faharoa. Rehefa nanontaniana i Dadafara dia nilaza fa «nisy olona, eny hatramina miaramila aza nilaza taminy fa hisy tokoa io Alatsinainy Mainty io ka ny magazainy no lohalisitra amin’ny horobaina». Nisokatra ara-dalàna anefa io tranombarotra io omaly ary i Dadafara dia salama tsara, ny fiainan’ny vahoaka nitovy tamin’ny andavanandro ihany. Iza indray izany no holotoina amin'ity tantara ity ?

 

Nofy R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT