Actualités
- Alakamisy 24 Oktobra 2013
Ivato
Misy mividy 5000Ar ny Kara-pifidianana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny taona 1993 izay nifanandrinan’ny amiraly Didier Ratsiraka sy ny profesora Zafy Albert tamin’ny fihodinana faharoa ka nahalany ity farany no fifidianana tsara rindra indrindra tamin’ny tantaram-pifidianana teto Madagasikara, araka ny nambaran’i Eric Rakotoarisoa, mpahay lalàna.
Hamaky ny tohinyNisongadina nandritra ireo andro roa tao anatin’ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny vehivavy tantsaha notanterahana teto Antananarivo tamin’ity volana oktobra ity ny fiaimpiainan’ny vehivavy amin’ny tontolo ambanivohitra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny