Ampasimena Tolagnaro

> 20.000Ar ny bolabolan’andramena iray 4m


  • Alarobia 08 Janoary 2014


Mirongatra ny trafika «bois de rose» any amin’iny faritra Anôsy iny. Arakaraka ny fandrarana azy aza no toa vao mainka mampiroborobo ny fandripahana ity hazo sarobidy ity, toy ny hita amin’iny Kaominina Ampasimena, Distrikan’i Tolagnaro iny amin’izao fotoana. Vao nijanona mantsy ny fihazana oratsimba na “langouste” dia ny fikapana ala indrindra ny “bois de rose” no ataon’ny mponina antom-pivelomana. Tamin’ny resaka nifanaovana tamin’ireo mpikapa hazo tany an-toerana no nahafantarana fa vidian’ireo mpandraharaha 20.000Ar ny bolabola iray 4 metatra. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa olo-maventy ao Tolagnaro no ao andamosin’ity afera “bois de rose” ity ary mifandray tendro amin’ireo teratany vahiny.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT