Mpomba ny kandidŕ Rossy

> Nisy nandratra tamin’ny zava-maranitra teny ambany tanŕna


  • Alakamisy 09 Janoary 2014


 

Very fanahy mbola velona ireto olona vitsivitsy mpomba ny kandidà Rossy tamin’ny fampielezan-kevitra ho solombavambahoaka teto Antananarivo Renivohitra (Fir. faha-4) noho ny fandratrana nataona andiana olona avy amin’ny kandidà mpifaninana tsy lany azy ireo teny ambany tanàna. Nodarohana sy notatahana tamin’ny zava-maranitra avokoa ny tarehin’izy ireo. Nanatona ny mpitantana ny Exopoles teny amin’ny birao fiasany eny 67 ha izy ireo ka natoron’Atoa Rasambozafy Cyrille hanatona ny mpitandro ny filaminana mahefa hitondra an-tanana ny fitoriana mikasika an’ity raharaha ity. “Tsy maintsy manampy an’ireo vahoaka madinika manam-pahasahiranana izahay fa izay no tarigetra ambony indrindra efa nifantohan’ity tambajotrana antoko politika ity hatramin’ny niforonany”, hoy ity filohan’ny Exopoles ity. 

 

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT