• Alatsinainy 27 Janoary 2014
François Hollande
Lasa mpitovo indray

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2014
Anosy
Grenady nahafaty zaza tsy manan-tsiny

Tsy kely lalana ny ratsy fa misy foana ny mikotrika fanakorontanana hanehoany ny tsy hafaliany, izay heverina fa mifandray amin’ny tontolon’ny politika indray ka namono olona tamin’ny fanapoahana grenady teny Anosy ny sabotsy, taorian’ny rindran-kira tao Mahamasina, lanonana tafiditra tamin’ny nandraisan’ny Filoham-pirenena vaovao Hery Rajaonarimampianina fahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2014
Fampahalalam-baovao
Tsy laharam-pahamehana ho an’ny mpitondra vaovao ?

Manan-danja amin’ny zavatra atao manaraka rehetra ny dingana voalohany miseho, hoy ny fiteny vahiny izay. Ho an’ny fiadidiana ny Repoblika vaovao tarihan’ny filoham-pirenena, Rajaonarimampianina Hery dia toa tsy mitombina io fomba fijery iray io raha ny zava-nitranga teny amin’ny Lapam-panjakanan’i Iavoloha ny andro voalohany nandraisany fahefana ny sabotsy 25 janoary 2014 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Janoary 2014
Aretina ambalavelona
Mbola malaza any Ambatondrazaka

Anisan’ny aretin-dratsy mbola miseho sy malaza any Ambatondrazaka ny ambalavelona fa tsy honohono, hoy i Nirina mpitsabo nentim-paharazana etsy Sabotsy Namehana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 25 Janoary 2014
Kandida bakalorea
Nitombo avo roa heny tao anatin’ny enin-taona

Efa fantatra daholo ireo datim-panadinam-panjakana ofisialy amin’ity taom-pianarana 2013-2014 ity. Hisokatra miaraka ny alatsinainy 27 janoary 2014 izao kosa ny fandraisana ireo antontan-taratasy fisoratana anarana ho fandraisana anjara amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy Bakalorea.

Hamaky ny tohiny
FTT