François Hollande

> Lasa mpitovo indray


  • Alatsinainy 27 Janoary 2014


Nisaraka tanteraka ! Vita hatreo ny fiarahan’ny filoha frantsay François Hollande tamin’ny sakaizany Valérie Trierweiler. Ny sabotsy 25 janoary teo i François Hollande no nampahafantatra io fanapahan-kevitra io. Niverina ho mpitovo indray izany ny lehilahy ao an-dapan’i Elysée. Tamin’ny 2007 izy no nifankatia tamin’ity ramatoa mpanao gazetin’ny Paris-Match, ity na tsy nivady ara-dalàna aza izy ireo. Talohan’io dia efa nifampizara fitiavana nandritra ny 28 taona tamin’i Ségolène Royal, i François Hollande ary manan-janaka efatra mianadahy izy ireo.

 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT