• Talata 28 Janoary 2014
Sarkozy –Rajaonarimampianina
Nifampindrana kabary ofisialy fandraisam-pahefana ?

« Dia gaga ialahy ! », hoy ny fomba fiteny nanana ny lazany tokoa tao anatin’ny fitondrana tetezamita ary lasa fampiasan’ny besinimaro ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2014
Alatsinainy Mainty
Tokony haverina ny volan’ireo niharam-boina

Tantara tsy hay kosehina amin’ny tantaran’i Madagasikara ny zava-nitranga teo amin’ny firenena tamin’ny 26 janoary 2009. Dimy taona katroka tokoa izay, nirehitra ary may kila hotohoto ny tanàna, narahina fandrobana sy famotehana fananam-bahoaka sy orinasa maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Janoary 2014
Sao Paulo - Brezila
Nanimba zavatra ny mpanohitra ny Mondial 2014

Niafara tamin’ny sakoroka sy famotehan-javatra omaly tany Sao Paulo ny andro voalohan’ny hetsika hoenti-manohitra ny hanatanterahana ny Mondial any Brezila, dimy volana alohan’ny tsy hisokafan’ny fifaninanana amin’ny 12 jona.

Hamaky ny tohiny
FTT