Alain Ramaroson

> Hijery akaiky ny sosialin’ireo niharam-boina tetsy Anosy


  • Alatsinainy 27 Janoary 2014


Tonga namangy sy nanome hery ary nitondra ny tsirambin’ny tanany ho an’ireo niharam-boina mbola tsaboina ao amin’ny hopitaly HJRA omaly, ny CST Alain Ramaroson. Amin’ny maha olona fitarainan’ny madinika sy ny voan’ny tsindry hazo lena azy isan’andro dia nandehanan’ny sain’ity CST ity manokana ny amin’ny hoavin’ny fiharian’ireto niharam-boina ireto satria sady efa naman’irony mpitrongy vao homana irony no mbola tapitra norobain’ny tsy mataho-tody tao anatin’ny sahotakotaka niseho ny entana namidy sy ny volan’izy ireo rehetra. Tonga amin’ilay fitenenana hoe “départ à zéro” ireto fianakaviana ireto ankehitriny, hoy i Alain Ramaroson, ka mila fandinihana ny amin’izy ireo. Nanome toky ny hanomboka ny fandinihana manokana izany moa ny tenany.

 

 

Manohy

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT