- Alakamisy 07 Novambra 2013
Lapan’i Mahazoarivo
Nirefodrefotra basy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Manao tohivakana ny lanonana fitokanana sy fampahafantarana ny foiben-toeran’ny kandidà samihafa hifaninana amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ny 20 desambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyDisadisa tsy mbola nahitana vahaolana hatramin’izao ny ady tany miseho ao Miaramanjaka, Kaominina Manakambahiny Andrefana, Distrikan’Ambatondrazaka. Efa an-taonany maro no nifanolana ny olona iray tompon’ny tany sy ireo Fokonolona milaza fa nanajary ny velaran-tanimbary mirefy 100ha eo ho eo.
Hamaky ny tohinyMarary ny Air Madagascar. Ambavahaona mihitsy raha ny fisehon-javatra tato ho ato no fakafakaina. Fantatra indray mantsy izao fa tsy ho afa-mihetsika intsony ireo Boeing 737 roa hofain’ity kaompaniam-pitaterana nasionaly ity manomboka anio alarobia 06 novambra, nitsingerenan’ny nahamay ny Rovan’i Manjakamiadana.
Hamaky ny tohiny