• Alakamisy 30 Janoary 2014
Faritra Analanjirofo
Nanala tena ireo mambran’ny kabinetra fa tsy nesorina

Mivoatra hatrany ilay fifandroritana politika ao amin’ny Faritra Analanjirofo. Vao mainka aza mafana, satria samy miaro tena ireo voakasika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2014
Grenady nipoaka tetsy Anosy
Nodimandry omaly ilay zaza faharoa

Nodimandry omaly i Belmondo, ilay zazalahy kely fito taona, zokin’ilay zaza roa taona namoy ny ainy nipoahan’ny grenady tetsy Anosy ny sabotsy 25 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2014
Hopitaly manara-penitra Toamasina
Raikitra ny ramatahora sy famonoana afo

Vao nanao ny fitokonambe tsy nisy fiandrasan-draharaha ny mpiasa teo anivon’ny hopitaly manara-penitra Morafeno Toamasina ny talata teo, dia tonga avy hatrany ny ramatahora sy ny famonoana ny afo nataon’ireo tompon’andraikitra sy ireo mpitsabo mahazo tombontsoa samy hafa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2014
Lapan’ny tanàna - Analakely
Aleo lo toy izay ho an-kavana

Toe-javatra manaitra ny mason’ny mpandalo etsy Analakely ny mahita ny fiovana tazana eo amin’ny faritry ny vavahady lehibe fidirana ao amin’ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra avy aty amin’ny lalana mandalo ny lycée Rabearivelo sy ny “Institut d’hygiène social” iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT