Tsarafaritra Tsimbazaza

> Nakisaka ny «Arręt bus» fa manelingelina ny prezidŕ


  • Alakamisy 30 Janoary 2014


Efa nafindra toerana fa manelingelina ny manoloana ny tranon’ny prezidà Hery Rajaonarimampianina, araka ny nilazantsika teto tamin’ny 18 janoary teo, ilay fitoeram-pako lehibe nanoloana ny lasantsy Galana etsy Tsimbazaza. Efa mamiratra ity faritra misy ny tranon’ny filoha ity ankehitriny ary mirantiranty manaitra ny maso avy hatrany koa ny fitsanganan’ireo sainam-pirenena eny an-toerana. Fa voatery nafindra manoloana ny IMV (

Institut des Métiers de la Ville) sao manelingelina an’Ingahy Prezidà ny fiantsonan’ny zotra etsy Tsimbazaza izay tafiditra tao anaty fiolanana mihitsy teo aloha. Efa tsy dia misy lavadavaka intsony koa ny lalana amin’iny Tsarafaritra Tsimbazaza iny. Miova andriana tokoa miova sata ê !

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT