• Sabotsy 01 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2014
Nifarana ny tetezamita
Nirodorodo nanatitra fanambaram-pananana teny amin’ny Bianco ny Zandarimariam-pirenena

Fifanandrifian-javatra sa inona fa dia amin’ny fotoana ifaranan’ny tetezamita no mirodorodo manao fanambaram-pananana ny fianakaviam-ben’ny Zandary. Omaly dia fanambaram-pananana miisa 604 no naterina teny amin’ny foiben’ny Bianco Ambohibao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2014
Lions Club Antananarivo Vohitsara
30 taona nanaovana asa soa

Feno 30 taona katroka amin’ny 14 febroary izao ny nitsanganan’ny Lions Club Antananarivo Vohitsara ara-dalàna. Homarihina makotrokotroka izany amin’io andro io ary hisy hetsika fanangonam-bola hoenti-mihetsika manampy ny mpiara-belona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2014
Toamasina
Mivangongo etsy sy eroa ny fako

Mivangongo etsy sy eroa ny fako ao an-tampon-tanànan'i Toamasina. Misy ihany ny fanesorana azy ireny amin'ny faritra sasantsasany saingy mahalana ka poa toy izay dia mihoatra ny toerana voatokana, ka mila hahatapaka ny arabe amin'ireny faritra ireny ny fako raha tsy lasa tendrombohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Janoary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT