• Sabotsy 01 Febroary 2014
Antalaha sy Mananara Avaratra
Amaharan’ny mpanao afera «bois de rose»

Manararaotra ny tsy mbola fitsanganan’ny fanjakana marim-pototra ireo mpanao aferana andramena any amin’ny tapany avaratry ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Febroary 2014
FIP Toamasina
Nomen’ny Karana tany hanorenany ny biraony

Napetraka omaly tao Tanambao Verrerie manakaiky ny ZES (Zone Economique Spéciale), ny vato fehizoron’ny birao vaovaon’ny polisin’ny Hery Vonjy Taitra (FIP) Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Febroary 2014
Oniversiten’i Mahajanga
Tsipahin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ny famerenana an-dRabesa

Mafampana indray ny toe-draharaha ao amin’ny oniversiten’i Mahajanga taorian’ny nivoahan’ny fanapahan-kevitry ny minisiteran’ny fampianarana ambony tamin’ny 23 janoary 2014 mamerina amin’ny toerany ny filohan’ny oniversiten’i Mahajanga, Rabesa Zafera Antoine.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Febroary 2014
Olana ara-pitiavana
Nivadika ho “kidnapping” nitakiana iray miliara Ariary

Nitrangana fakana an-keriny hafahafa tao Toamasina ny alarobia teo, araka ny fanazavana azo tamin’ny mpitandro ny filaminana. Zazavavy kely gasy zanaka tompona trano fandraisam-bahiny no voalaza fa nisy naka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Febroary 2014
Faritra Vakinankaratra
Manitatra ny fiaraha-miasany amin’ny any ivelany

Mitohy ary vao mainka nihatsara aza ny fiaraha-miasa amin'ny firenena Indonezianina eo amin'ny fampiroboroboana ny fambolena ka voakasika manokana amin’izany ny voly soja.

Hamaky ny tohiny
FTT