• Sabotsy 08 Febroary 2014
Hopitaly manara-penitra
Betsaka ireo marary diso fanantenana

Betsaka ireo marary diso fanantenana amin’ilay hopitaly manara-penitra etsy Andohatapenaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Febroary 2014
Fenoarivo Atsinanana
Lehiben’ny Faritra nidaroka sy nanambana basy olona

Raharaha hafa indray ity nitranga tao Fenoarivo Atsinanana ity. Lehiben’ny Faritra indray no mampidaroka olona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Febroary 2014
Ravahimanana Guillaume
Ny hanarina sy hampandroso an’i Madagasikara no tanjona

Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio Atoa Ravahimanana Guillaume. Solombavambahoakan’i Madagasikara vao voafidy farany teo tany Miarinarivo avy amin’ny ankolafy Ravalomanana izy. Ny resaka fampandrosoana ny Faritra niaviany sy i Madagasikara manontolo ary ny hoavin’ity firenena ity amin’ny ankapobeny no nibahana tamin’ny firesadresahana voalohany taminy taorian’ny fanambarana ofisialy ny voka-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 08 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Febroary 2014
Distrikan’Ambatoboeny
Sady mamelona no mamono ny orana, mila vonjy ny lalana

Vokatra mampalaza ny Distrikan’Ambatoboeny ny lojy na “black eyes”. Feno azy ireo baiboho any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT