• Alakamisy 13 Febroary 2014
Accès Banque Andavamamba
Lasan’ny jiolahy ny 30 tapitrisa Ariary tao anaty gony saika harotsaka

Mpanjifa am-polony miampy ireo mpiasa mpandray vola tao amin’ny rihana voalohan’ny Accès Banque Andavamamba no notafihan’ireo jiolahy miisa 4 nitondra scooter miseho tava omaly alarobia 12 febroary 2014 maraina nanodidina ny tamin’ny 8 ora mahery teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2014
Fitrandrahana harena ankibon'ny tany
Mba tsy ho tompon-trano mihono ny vahoaka

Tontosaina ao Toamasina mandritra ny hateloana hifarana amin'ity alakamisy ity ny atrikasa fampahafantaran’ny "Justice et Paix" eny anivon'ny fiangonana katolika ao Toamasina ny tontolon'ny fitrandrahana harena ankibon'ny tany sy ny momba ny fahaiza-mitantana ary ny tamberin'andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2014
Masoivoho Indiana
Roa andro hampahalalany ny tsara ho fantatra rehetra

Firenena mifamatotra ara-tantara amin’i Madagasikara i Inde. Efa 200 taona tokoa mantsy no nisy ny fifandraisana teo amin’ny firenena roa tonta raha tamin’ny taona 1954 kosa no nanangana ny Consulat Général teto amintsika izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Febroary 2014
Tanambao Besonjo
Lasa kartie fieren’ireo jiolahy ao Tôlagnaro

Nisesisesy ny vaky trano sy ny asa fandrobana ary ny fandratrana miharo vono olona tao Tôlagnaro renivohitra Anosy tato ho ato, toy ny niseho tao Esokaka Andakoroa sy tao Ambinanikely ary ny tao Tanambao.

Hamaky ny tohiny
FTT