• Sabotsy 15 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2014
«Inspection du Travail» Mahajanga
Fifanarahana arak’asa 121 no nandalo tao aminy tamin’ny taon-dasa

Raha ny tokony ho izy dia mandalo ao amin’ny sampandraharahan’ny asa sy ny lalàna sosialy (Inspection du Travail) ny fampahafantarana fampidirana mpiasa rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2014
ENAM Androhibe
Hiady amin’ny kolikoly ny mpianatra

Mpianatra miisa 208 ao amin’ny kilasy voalohany eny amin’ny ENAM Androhibe no niatrika ny atrikasa fanentanana nataon’ny Bianco, mahakasika ny ady amin’ny kolikoly, omaly maraina, teny amin’ny foiben’ny ENAM eny Androhibe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2014
Lasa i Solofo José
Lavo ny andrarezina

Nodimandry omaly alakamisy 13 febroary 2014 teo amin’ny faha-67 taonany Rakotosolofo Joseph na Solofo José no hamantaran’ny olona azy, solon’anarana entiny eo anivon’ny tontolon’ny kanto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
FTT