• Sabotsy 15 Febroary 2014
Fetin’ny mpifankatia
Betsaka ireo hetsika nankalazana izany

Fetim-bazaha ary miha mahazo vahana eto amintsika ny Fetin’ny mpifankatia, ankalazaina isan-taona isaky ny 14 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Febroary 2014
Tarika Mahaleo
Tena mbola mifankatia amin’ny mpijery

Mbola voaporofo indray omaly tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena sy Kolontsaina Mahamasina fa tena mbola mifankatia amin’ny mpijery mpankafy azy ny tarika Mahaleo na iza mpikarakara ny hetsika na iza.

Hamaky ny tohiny
FTT