Kaominin’i Mahitsy

> Mitaraina ireo mpivarotra manamorona ny RN4


  • Sabotsy 15 Febroary 2014


Mitaraina amin’ny fanaparam-pahefana ataon’ny tompon’andraikitry ny tanànan’i Mahitsy amin’izy ireo ry Rtoa Razafinindriana Fleurette sy Razafindrafara Voahirana samy mpivarotra manamorona ny lalam-pirenena faha-4 mamakivaky an’ity tanàna ity. Efa hatramin’ny taona 2006 izahay, hoy izy ireo, no nahazo alalana tamin’ny tompon’andraikitry ny tanàna taloha hanangana trano hazo hivarotanay amin’ity sisin’arabe, nefa dia izao asain’ny mpandimby hozaraina amin’ny olona nofidiana manokana izao ny tsenanay. Tsy mazava ny resaka, hoy izy mirahavavy ireto, satria efa manana tsena azy manokana ity homena alalana hifampizara ny tsena aminay ity. Izahay efa nilaza fa vonona ny hampiakatra ny haba sy ny hofan-tsena raha mahasoa ny tanàna izany fa tsy hozarazaraina ny efa mipetraka.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

Hijery ny tohiny
FTT