• Alakamisy 27 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Febroary 2014
Andron’ny 08 martsa
Hanomana foara ny tambanjotram-behivavy ao Toamasina

Efa tena ao anatin’ny fanomanana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy ireo komity mpanomana izany tarihan’ny Talem-paritry ny mponina ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Febroary 2014
Miaramila nidaroka tovovavy
Izy mpitory indray no niakatra fitsarana

Mpiambina olom-boatendry iray tao Toamasina teo aloha no nanangan-tsandry ka nahavanon-doza. Nodarohany tsotra izao ity tovovavy iray rehefa tsy nanaiky ny nitoriany fitiavana. Raha ny fanazavana marim-pototra azo teo anivon’ny olona mahalala tsara ny raharaha, dia mbola nitondra ny grady Serza ilay miaramila no nanam-pitiavana ity tovovavy ity, izay 19 taona tamin’izay.

Hamaky ny tohiny
FTT