Marontsiraka-Amboasary Atsimo

> Lasan’ny dahalo ny omby 200


  • Alarobia 26 Febroary 2014


Nitrangana fanafihana mitam-piadiana indray tany amin'ny Distrikan'Amboasary Atsimo, faritra Anosy, ny faran'ny herinandro teo. Dahalo 30 be izao nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika andro alina tao Marontsiraka. Omby miisa 200 no lasan’ireo malaso nandritra ity fanafihana ity. Taorian’ny fifandonana teo amin’ireo mpanara-dia nampian’ny zandary sy ireo dahalo dia tafaverina ny omby. Mbola miaina ao anaty tebiteby ny mponina any amin’ny tapany atsimon’ny nosy iny. Isan’andro tsy maintsy andrenesana asan-dahalo arahina vono olona foana. Remenabila aza ity voalaza fa maty nefa mbola mandravarava eran’ny tanàna, raha ny tati-baovao azo avy any an-toerana.

 

E.R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT