Raharaha “bois de rose”

> Tsy kely lalana ireo mpanao bizina


  • Alarobia 26 Febroary 2014


Mbola mitady izay fomba rehetra hanondranana «bois de rose» ireo mpibizina any amin’iny Distrikan’i Tolagnaro iny. Bolabola an’arivony maro no efa voaondrana. Misy amin’ireo tompona bolabola mbola tsara toerana any ambadika any no manao izay faraheriny mitady mpanjifa mangingina. Mbola maro izy ireo no tazana mihaodihaody ao an-drenivohitra Anôsy amin’izao fotoana izao. Ankoatra ireo bolabola tra-tehaka tao Maroroy sy Sarisambo, dia mifofotra mitady mpandray entana ireo olona mbola manana tahiry miafina. Mahakasika ireo hazo tratra tao Sarisambo vao tsy ela akory dia havana akaikin’ny mpitondra ambony ankehitriny no tompon’ny hazo sy atidoha mpiketrika.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT