Afera boaderôzy tany Mananara Avaratra

> Vonona hijoro vavolombelona Ramananirina Wilfried Ian


  • Alarobia 26 Febroary 2014


Tsy tompomarika amin’ireo boaderôzy tratra tany Mananara Avaratra ka nanonontononana ny anarany i Maminirina Jean Eddy, hoy Ramananirina Wilfried Ian. Aoka ny fitondrana mahefa tsy handray am-bolony na hihaino fotsiny ny tatitra vilana azony aty an-drenivohitra aty fa miangavy an-dry zareo ny tenako hidina any an-toerana hanao fanadihadiana ifotony ny zava-misy dia hahita tokoa. Vonona hijoro ho vavolombelona ka hitarika an-dry zareo hanatanteraka izany fanadihadiana izany ny tenako, satria fantatray any an-toerana ny tena tompon’ireo boaderôzy tratra rehetra ireo, hoy hatrany ity mpikambana tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha avy any Fenoarivo Atsinanana ity.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakĂ na

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT