• Zoma 28 Febroary 2014
Randriamanantsoa Tabera
“Rehefa Malagasy dia Malagasy”

Na dia efa tafapetraka soa aman-tsara aza ny fiadidiana ny Repoblika sy ny Antenimieram-pirenena taorian’ny ireo fifidianana roa lehibe azo ambara fa hamoaka an’i Madagasikara amin’ny krizy politika izay efa naharitra dimy taona latsaka dia toa mbola manjavozavo be ihany ny lalan-kizoran’ny firenena malagasy ankehitriny. Ny hevitra moa tera-bary ary samy manana ny fomba fijeriny ny olom-pirenena. Nisy ny tafatafa nifanaovana tamin’ny minisitry ny Asam-panjakana sy ny Asa ary ny Lalàna Sosialy teo aloha sady mpandrindra ny CRN (Conseil de Réconciliation Nationale) Randriamanantsoa Tabera. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Febroary 2014
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Andian-jiolahy mpamaky trano
Vehivavy mbola tanora no mpanome toromarika

Sesilany ny fandravana andian-jiolhy ao Antsirabe amin’izao fotoana taorian’ireny fanafihana nisesisesy ireny ihany koa. Taorian’ny fandravana nataon’ny avy eo anivon’ny Zandary dia raikitra koa ny "Opération" nataon’ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Filoha sovietika
1 miliara Ar ny vidin’ny famantaranandrony

Maro ihany ireo hadalana ataon’ny filoham-pirenena afrikanina fa ny an’ingahy Vladimir Poutine, filoham-pirenena Sovietika kosa dia hafa mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Lalam-pirenena faha-7
Manjaka ny gaboraraka sy kolikoly

Marary ny tontolon’ny fitaterana eto amintsika ka mila fanovan-drafitra arahin’asa mahomby manaja fitsipika raha te ho sitrana haingana ny goragora tafalentika lalim-paka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Vondrona Eoropeanina
Tsy mitsabaka amin’ny raharaha anatiny eto Madagasikara

Manaraka akaiky ny fivoaran’ny toe-draharam-pirenena misy eto Madagasikara ny fianakaviambe iraisam-pirenena ary anisan’izany ny Vondrona Eoropeanina, hoy ny masoivohony maharitra miasa eto amintsika, Leonidas Tezapsidis.

Hamaky ny tohiny
FTT